-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/03/20.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 20 De nody tandragno Izy, niaraka tonga ndreka ny fokonolona, de nanjary tsy afaka nihinagna aby iary zareo. \v 21 Ndreka naregny momban'izany ny fianakavena, de nivôka iary zareo nangalaka an'Azy, satria nizakain'iary zareo hoe: "Very saina Izy." \v 22 Arika iary zareo mpanoro-dalàna izay nijotso avy tany Jerosalema de nizaka fa: "Ipetrahan'ny Belzeboba Izy", ka, "Amin'ny alalan'ny mpanapakan'ny devoly no androahana ny devoly."