-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/25.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 25 de nizaka Izy tamin'ny ary zareo hoe:" ka mbola tsy nivakinareo ma ny raha namboarin'i Davida ndreka tagnatin'ny tsy fahampiana sy ny harefognana Izy mban'ny lilahy niaraka tamin'Azy \v 26 de nagnano akory ny fomba nidirany tandragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'ny Abiatara Mpisoronabe, ka nihinagna ny mofon'ny fagnatrehana zegny tsy ara-dalàna na ho an-jovy na zovy ny mihinagna an'izany fa de ny mpisorona raika mi, sady mbola nagnomezany maromaro zegny niaraka taminazy aza ndre?"