-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/18.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 18 De nifady hanina iary zareo mpianatran'ny Jaona mban'ny iary zareo Fariseo. Nisy lilahy maromaro nagnatogna Anazy de nagnotany hoe:"Nagnino ny mpianatran'ny Jaona mban'ny mpianatran'iary Fariseo ra mifady hanina nefa mpianatranao tsy mifady?" \v 19 De nizaka Jesôsy hoe: "Afaka mifady hanina ma zany ny mpagnatrika ny fampekarana na mbola eo ny mpampiakatra? Fa ndreka miaraka amin'ny ary zareo eo ny mpampiakatra, de tsy afaka mifady hanina ary zareo io".