-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/01/04.txt

1 line
459 B
Plaintext

\v 4 Tonga tamin'ny tany maigna tsisy olona tagny i Jaona de nitory ny batisan'ny fivalozana mbàn'ny famelan-keloka avy amin'ny ota. \v 5 Tonga nagnatogna anazy tagny aby ny fokonolona tao Jerosalema de nagnotany anazy. De namboarina batisa tamin'ny tegnaranon'ny Jordana iary zareo ndreka nagneky ny fahotany. \v 6 Jaona de nagnano akanjo volon-ndrameva de nagnano fehi-kibo hoditra tamin'ny andilagnany, de valala miaraka amina tintely remby mba fohaniny.