\v 39 Ndreka niditra tandragno Izy, de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Nagnino anareo maresaka sady nitomagny? Tsy maty zaza ty fa mandry fotsiny." \v 40 Nimehezan'iary zareo Izy. Navoakany tan-tany iary zareo marobe, de nalainy iabany amin'ny endriny zaza igny mbàn'ny olona niaraka tamin'azy, de niditra tagn'efitra nisy zaza igny Izy.