\c 2 \v 1 Nierigna tao kapernaomy Izy afaka kelikely de regny fa tandragno tao Izy. \v 2 Maro tegnany ny olona nitangorogna de lasa tsisy ipetrahana koa ndre tambarangaragna, de aveo Jesosy nizaka raha tamin'ny ary zareo.