\v 35 Nifoha mandraigna be Izy, ndre de mbola mizigna ny andro; de nenga teo Izy de tamin'ny tany mangingina sady mitokana hivavaka. \v 36 Niaragna Anazy i Simôna mbàn'ny olona niaraka tamin'Anazy io. \v 37 Ndreka hitan'iary zareo amin'izay Izy de nizaka tamin'Azy iary zareo hoe:"Miaragna Anao aby ny olona."