\v 16 Ndreka nandeha tamoron-dranomsin'ny Galilia Izy, de nahita an'i Simona sy Andrea nagnarato, satria mpagnarato iary zareo. \v 17 De nizaka iary zareo hoe:" Andao agnaraka anaha, fa ataoko magnarato olona anareo." \v 18 Tonga de navelan'iary zareo ny aratony ka nagnaraka Anazy iary zareo.