Avy teo de tonga i endriny mbàn'ny ampiralahalahy amin'Azy de nitsangana tambelagny tao. Nandefa olona nampafantatran'iary zareo de nampagnatso Anazy. Nipetraka nagnodidigna an'Azy ny fokonolona de nizakainy hoe: "Endrinao mbàn'ny mpirahalahy aminao ambelagny