\v 5 De nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Nohon'ny hamazagnan-dohanareo nahatonga an'azy nanoratra an'izany lalàna izany. \v 6 "Fa tam-bôlohany namorognana, 'Andriamanitra namboarina ho lilahy de viavy.'