\v 9 De nagnadigna an'azy Izy hoe: "Iza ma agnaranao?" de namaly izy ho: "Legiona agnarako, satria marobe ahay ato." \v 10 De nangataka mafy tamin'Azy fezay izy mb tsy handrĂ´ka an'iary zareo ambelagny faritra.