\v 15 nihinan-kanina tandragnon'i Levy Jesôsy mban'ny mpangorogna hetra de olona mpanota maromaro miaraka amin'ny mpianatrany. Sady maro ary zareo nagnaraka Anazy tao. \v 16 De nisy mpanora-dalàna Fariseo nahita an'i Jesosy niaraka nihinagna tamin'ny olona mpanota sy ny mpamory hetra, d nagnotany Anazy hoe: "ka nagnino Izy miaraka mihinagna aminin'ny mpagnango-ketra."