\v 3 De nizaka Jesôsy tamin'ny lilahy maty tagnana hoe: "Mitsangana ary robe mahitsy eto ategnategnan'olona marobe eto. \v 4 De nizaka tamin'olona Izy hoe: "Mety ve ny magnano soa amin'ny andro Sabata sa ny magnano ratsy ; mamonjy aina, sa ny mamono?" Nefa iary zareo tsy nahazaka.