\v 35 Ndreka alina ny andro de nagnatogna an'zy ny mpianatrany ka nagnano hoe: "Toerana tsisy ino amin'ino eto nefa ny andro efa ho alina sahady. \v 36 Alefaso mividy hanina amin'ny vohitra na amin'ny tanĂ na magnodidigna eto iary zareo ho an'azy."