\v 20 Ka ndreka nandeha iary zareo tamin'ny nandraigna, de nahita ny fototr'aviavy igny nalazo mbàn'ny fakany. \v 21 De nahatadidy Petera ka nizaka hoe: "Raby ô,jerevo! fa nalazo ny aviavy nisisinao igny."