\v 33 Viavy igny, nafantatra ny raha nisy tamin'Azy, de natahotra sady nangitakitaka. Nagnatogna izy de nitsipy talohan'i Jesôsy ka nizaka tamin'Azy aby ny marina. \v 34 De nizaka tamin'azy Jesôsy hoe: "Zanako, ny finoanao , no nahafaka anao. Mandiana amin'ny fiadanana de mahafaha amin'ny aretinanao."