\v 42 Ka ndreka alina ny andro, azon'ny andro fiomagnana; izany hoe, alohan'ny andro sabata , \v 43 de tonga teo Josefa avy agny Arimatia. mpikambana manan-kaja amin'ny Synedriona izy, izay nandigny ny Fanjakan'Andriamanitra. Nahasahy nandeha tagny amin'i Pilato hangataka ny fatin'i Jesôsy. \v 44 Gaga Pilato fa maty sahady Jesôsy; de nantsovany ny kapiteny sady nagnotaneny an'Azy raha maty tegnany Jesôsy.