\v 69 Fa i zaza viavy nahita an'azy igny tonga de nizaka tamin'iregny olona nitsagnana nivorovoro nagnano hoe: "Io lilay io de raika tamin'izy iregny!" \v 70 Fa mbola nandà zany my izy. Tselatsela teo de nizaka iary zareo nitsagnana teo tamin'ny Petera hoe: "Raika amin'iary zareo mihitsy anao, satria anao koa de Galiliana."