\v 51 De nisy zaza lilay raika zay, tsy niakanjo afa-tsy hariry fotsiny, nagnaraka an'i Jesôsy. Ndreka nisamborin'ny olona Izy\v 52 de navelany teo ny lambany ka nandea nilefa tsy niakanjo izy.