\v 37 Ndreka nierigna Izy de nahita iary zareo nandry, de nizaka Izy tamin'i Petera hoe: "Simôna, ka mandry anao an? Tsy nahavita nivavaka na de adiny raika va anao?\v 38 Miambena de mivavaha mba tsy ho azon'ny fakam-panay. Ny fagnay mety mazoto tegnany , fa ny vatagna tsy mahavita." \v 39 De niala ndreka Izy nisitaka bitaka ka nivavaka, aveo de nagnerigna ny zaka nataony teo aloha my.