\v 28 Fa ndreka avy hitsangana amin'ny matuy zaho, de hialoha làlana anareo agny Galilia."\v 29 De nizaka i Petera tamin'azy hoe: "Na de hiala aby aza ny olona, zaho ndreka tsy mba hiala."