\v 21 Na misy olona mizaka hoe: 'Jerevo, atiky i Kristy' na koa hoe: 'Jereo eray Izy!' de aza mino an'zany.\v 22 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hiseo de haneo famantarana sy fahaganana, mba hamitaka, na de ny olom-boafidy aza, na azony atao.\v 23 Miambena! Tsy efa voazakaiko taminareo talohany fotôna zany raha zakaiko zany.