\v 1 Ndreka negna tagnatin'ny fiagnonana Jesôsy, de nizaka tamin'Azy ny raika tamin'ny mpianatrany hoe: "Mpampianatra ô, jerevo ma hatsaran' ny vato ny rafitra!" \v 2 De nizaka izy tamin'azy hoe: "Hitanao ma iregny rafitra leibe iregny an? Tsy avela hisy vato raika hifampideba eo ka tsy ho ravana."