\v 49 Nitozoka Jesôsy de nagnantso an'Azy. Nantsovan'iary zareo lilahy tsy mahita igny, de nizakainy hoe: "Mehereza! Mitsangàna, Fa magnantso anao Izy." \v 50 Nareny ny akanjony, sady nitsangana, de nandeha amin'i Jesôsy izy.