\v 41 Ndreka aregny momba an'izany ny mpianatra folo hafa, de nanomboka vignitra be tamin'i Jakobasy Jaona. \v 42 Nantsovan'i Jesôsy iary tamin'Azy teo iary zareo sady nizaka hoe: " fantanareo ma fa zegny heverina ho lohan'ny Jentilisa de mampanompo an'iary zareo, sady ny lehibe mpifehy an'iary zareo de magnampatra fahefana amin'iary zareo.