\v 13 Aveo iary zareo de nitondra ny zanak'iary zareomb hametrahany tagnana, nirahognin'ny mpianatra iary zareo. \v 14 Ka ndreka nahakendry an'izany Jesôsy, de vignitra be Izy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Avelayny zaza hagnatogna Anaha sady aza sakanana, fa ny fanjakan'Andriamanitra de ho an'ny zegny mitovy amin'iary zareo.