\v 45 Na tongotranao manafintohigna anao, de tapahy agny. Aleonao miditra mandringa amin'ny fiaingnana noho ny managna tongotra roy nefa de very amin'ny afobe. \v 46 [Jerevo ny fangamarihana amin'ny andininy faha]