\v 28 Ka ndreka niditra tandragno Jesôsy, de nagnotany an'Azy mitokantokana an'ny mpianatrany io hoe: "Nagnino na tsy vôrôkanay fagnahy ratsy igny?" \v 29 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Raika karan'io de tsy hay roasina na tsy amin'ny vavaka."