\v 14 Adignon'ny mpianatrany ny nitondra mofo niaraka tamin'iary zareo. Tsy nanagna afat tsy raika iary zareo tagnatin'ny sambo. \v 15 De nampitandrina an'iary zareo Izy ka nizaka hoe: "Membena sady mitandrema amin'ny afetsifetsin 'ny fariseo mbàn'ny afetsifetsin 'ny Heroda.