\c 5 \v 1 Tonga tagnilan'ny ranomasina iary zareo, tamin'ny faritra Gerasena. \v 2 Ndreka nenga tamin'ny lakana bitaka Jesôsy, de nisy lilahy raika azon'ny fagnahy nagnatogna an'Azy avy tampasagna tegny.