21 \v De nizaky Jesosy tamin'iary zareo hoe: "Ka ataonao agnaty sarosarogna ma jiro andaonao an-dragno sa ambany fandrena? 22 \v Fa tsy misy raha asitrika ka tsy lala na avony ka tsy hivĂ´ka.23 \v Ndregny manan-tadigny itenoana, aoka izy hiteno.