\v 13 Aveo de nivĂ´ka tamoron-dranomasina ndreka Izy sady nagnatogna Anazy ny fokonolona de nampenariny. \v 14 De ndreka nandalo Izy de nahita an'i Levy zanak'i Alfeo nipetraka tamina pilasy fangorogna hetra de nizakain'ny hoe: "Mitsangana de magnaraha anah" de nitsangana izy nagnaraka Anazy.