\v 38 De nizaka Izy hoe:"Andao andeha ambadika agny antsena, ambelagny tanĂ na mihitsy amin'izay Izaho afaka mitory teny tsara sady efa izany koa ny antony nivoahako taty." \v 39 De niteteziny aby eragny Galilia sady nitory tampengonana iary zareo de nandrĂ´ka devoly maro.