diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt index d5a7370..00eb9c8 100644 --- a/14/03.txt +++ b/14/03.txt @@ -1 +1 @@ -Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany. Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. Ka nifampizaka iary zareo nagnano hoe: \ No newline at end of file +Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany. Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. Ka nifampizaka iary zareo nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandanindaniam-pôgna zao? \ No newline at end of file