Tue Oct 22 2019 15:18:27 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 15:18:28 -04:00
parent 97398c7b03
commit f822f00bf1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nisy raika tamin'ny fokonolona io namaly an'Azy hoe: "A mpampianatra, nindôsiko aminao aty ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka an'azy izy. Manambotra an'azy raha io de mandavo an'azy sady mandoa vory izy, miady nify, sady nanjary miziriziry izy. Nangataiko ny mpianatranao hamoaka an'izany mba engan'izany amin'azy, nefa tsy efan'iary zareo". De namaly an'iary zareo Izy hoe: "Ho anareo taranaka tsy mino, hatramin'ny ovena hipetrahako aminareo?
\v 17 De nisy raika tamin'ny fokonolona io namaly an'Azy hoe: "A mpampianatra, nindôsiko aminao aty ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka an'azy izy. \v 18 Manambotra an'azy raha io de mandavo an'azy sady mandoa vory izy, miady nify, sady nanjary miziriziry izy. Nangataiko ny mpianatranao hamoaka an'izany mba engan'izany amin'azy, nefa tsy efan'iary zareo". \v 19 De namaly an'iary zareo Izy hoe: "Ho anareo taranaka tsy mino, hatramin'ny ovena hipetrahako aminareo? hatramin'ny ovena no handefereko aminareo? indôsy aminaha aty izy."

View File

@ -166,6 +166,7 @@
"09-07",
"09-11",
"09-14",
"09-17",
"11-title",
"11-01",
"11-04",