Wed Oct 23 2019 16:55:31 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 16:55:32 -04:00
parent 23202dca45
commit e91c9e90ed
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Niditra tam-pasagna iary zareo de nahita tanora lilahy nagnatao akanjo fotsy, nitometra tan-kavanana, de samy gaga iary zareo. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Aza mangoaigna. Miaragna an'i Jesôsy anareo, iny Nazareta, ny nifantsiana. Nitsangana Izy! Tsy ato Izy. Jerevo ny pilasy nametrahan'iary zareo. Fa mandiana
\v 5 \v 6 \v 7 Niditra tam-pasagna iary zareo de nahita tanora lilahy nagnatao akanjo fotsy, nitometra tan-kavanana, de samy gaga iary zareo. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Aza mangoaigna. Miaragna an'i Jesôsy anareo, iny Nazareta, ny nifantsiana. Nitsangana Izy! Tsy ato Izy. Jerevo ny pilasy nametrahan'iary zareo. Fa mandiana, zakay mpaminany miaraka amin'i Petera fa handeha alohan'iary zareo agnu Galilia Izy. Agny anareo mahita an'Azy araka ny raha nizakainy taminareo,