Sat Oct 19 2019 10:17:40 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 10:17:41 -04:00
parent e02cb397e8
commit e4f7755060
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tonga tamin'ny tany maigna tsisy olona tagny i Jaona de nitory ny batisan'ny fivalozana mbàn'ny famelan-keloka avy amin'ny ota. Tonga nagnatogna anazy tagny aby ny fokonolona tao Jerosalema de nagnotany anazy. De namboarina batisa tamin'ny tegnaranon'ny Jordana iary zareo ndreka nagneky ny fahotany. Jaona de nagnano akanjo volon-ndrameva de nagnano fehi-kibo hoditra tamin'ny andilagnany, de valala miaraka amina
\v 4 Tonga tamin'ny tany maigna tsisy olona tagny i Jaona de nitory ny batisan'ny fivalozana mbàn'ny famelan-keloka avy amin'ny ota. \v 5 Tonga nagnatogna anazy tagny aby ny fokonolona tao Jerosalema de nagnotany anazy. De namboarina batisa tamin'ny tegnaranon'ny Jordana iary zareo ndreka nagneky ny fahotany. \v 6 Jaona de nagnano akanjo volon-ndrameva de nagnano fehi-kibo hoditra tamin'ny andilagnany, de valala miaraka amina tintely remby mba fohaniny.

View File

@ -38,6 +38,7 @@
"finished_chunks": [
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"02-title",
"02-01",
"02-03",