From e057d93456d3ede2c46fa5ec29cec95db5d334cf Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 04:11:17 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 13/11.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt index 84015d9..3f9a6df 100644 --- a/13/11.txt +++ b/13/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ndreka manambotra sy atolotran'iary zareo anareo, de aza mataotra ny amin'zay zakainareo. Fa amin'igny lera igny, de homena anareo zay tokony avalinareo; tsy anareo akory ny hizaka, fa ny Fanahy Masina. Ny rahalay hagnome ny rahalainy ho vonoina, de ny iabany hagnome ny zanagny. Ny zanaka hitsangana hamaly ny ray aman-dreniny ka hamono an'iary zareo. Ho tsy ten'olona marobe anareo noho ny Agnarako. Fa niza niza madigny hatramin'ny farany, de ho vonjena zany olona zany. \ No newline at end of file +\v 11 Ndreka manambotra sy atolotran'iary zareo anareo, de aza mataotra ny amin'zay zakainareo. Fa amin'igny lera igny, de homena anareo zay tokony avalinareo; tsy anareo akory ny hizaka, fa ny Fanahy Masina.\v 12 Ny rahalay hagnome ny rahalainy ho vonoina, de ny iabany hagnome ny zanagny. Ny zanaka hitsangana hamaly ny ray aman-dreniny ka hamono an'iary zareo.\v 13 Ho tsy ten'olona marobe anareo noho ny Agnarako. Fa niza niza madigny hatramin'ny farany, de ho vonjena zany olona zany. \ No newline at end of file