Sat Oct 19 2019 15:06:38 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 15:06:38 -04:00
parent bd4994c3ab
commit defa5f27d0
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 \v 26 Aveo de nisy lilahy raika nanagna fagnahy ratsy tamin'ny fiangonan'iary zareo nihoaika mafy be. De nizaka fa: " Ino ma ny raha ifandraisanay a Jesôsy avy a Nazareta? Tonga hampijaly anay ma zany anao a? Fantako Anao fa Anao ilay Masin'Andriamanitra!" Nizakain'i Jesôsy mafy ny devoly ka agnano hoe:"Mangina de mivoà amin'azy!"De ndreka lavo izy de nivôka tamin'azy nu fagnahy ratsy igny sady nizaka mafy be.
\v 23 Aveo de nisy lilahy raika nanagna fagnahy ratsy tamin'ny fiangonan'iary zareo nihoaika mafy be, \v 24 de nizaka fa: " Ino ma ny raha ifandraisanay a Jesôsy avy a Nazareta? Tonga hampijaly anay ma zany anao a? Fantako Anao fa Anao ilay Masin'Andriamanitra!" \v 25 Nizakain'i Jesôsy mafy ny devoly ka agnano hoe:"Mangina de mivoà amin'azy!" \v 26 De ndreka lavo izy de nivôka tamin'azy nu fagnahy ratsy igny sady nizaka mafy be.

View File

@ -46,6 +46,7 @@
"01-16",
"01-19",
"01-21",
"01-23",
"02-title",
"02-01",
"02-03",