Thu Oct 17 2019 18:05:27 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 18:05:27 -04:00
parent 3d1d4d8a37
commit dcc9e0d02c
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 11 \v 1 \v 2 \v 3 fa ndreka nandeha ta Jerosalema de nagnakeky an'ny Betifiga sy Betania, tamin'ny tendrom-bohitran'ny Oliva, Jesôsy nagniraka ny mpianatrany roy hizaka tamin'ny iary zareo hoe: "Mandiana amin'iray vohitra bitaka aloantsena iray. de ndreka tonga ao anareo de ahita zanak'apondra raika mbola tsy nideban'olona. vahay de indosy amina aty. ndreka misy olona mizaka anareo hoe: 'Nagnino anareo magnano anio?" de zakay fotsiny hoe: 'Misy raha ilànn'ny Tompo anazy de aerigna malaky aty mi izy aveo."
\c 11 \v 1 fa ndreka nandeha ta Jerosalema de nagnakeky an'ny Betifiga sy Betania, tamin'ny tendrom-bohitran'ny Oliva, Jesôsy nagniraka ny mpianatrany roy \v 2 hizaka tamin'ny iary zareo hoe: "Mandiana amin'iray vohitra bitaka aloantsena iray. de ndreka tonga ao anareo de ahita zanak'apondra raika mbola tsy nideban'olona. vahay de indosy amina aty. \v 3 de ndreka misy olona mizaka anareo hoe: 'Nagnino anareo magnano anio?' de zakay fotsiny hoe: 'Misy raha ilàn'ny Tompo anazy de aerigna malaky aty mi izy aveo."

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Nandeha nivôka ary zareo de nahita zanak'apondra nifatotra ivelan'ny tragno agnilan'ny varangaragna amoron-dalana eo sady nivahan'ny ary zareo ny fatotrany. de nisy olona sasany nijoro teo de nizaka tamin'ny ary zareo:"ka nagnino ra vahanareo io zanak'apondra io? De nizakainy tamin'ny olona io ny raha nizakain'ny Jesôsy tamin'ny iary zareo igny de navelan'olona handeha amin'ny lalagnany mi ma iary zareo.
\v 4 \v 5 \v 6 Nandeha nivôka iary zareo de nahita zanak'apondra nifatotra ivelan'ny tragno agnilan'ny varangaragna amoron-dalana eo sady nivahan'iary zareo ny fatotrany. de nisy olona sasany nijoro teo de nizaka tamin'ny ary zareo hoe:"ka nagnino na vahanareo io zanak'apondra io? De nizakainy tamin'ny olona io ny raha nizakain'ny Jesôsy tamin'ny iary zareo igny de navelan'olona handeha amin'ny lalagnany mi ma iary zareo.