Wed Oct 23 2019 10:23:57 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 10:23:58 -04:00
parent b5120a4c76
commit d45830ffcc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tsy tokony ho karan'izany anareo. Fa na zovy na zovy magniry ho lehibe aminareo de avelay izy hanajry mpanomponareo, sady na zovy na zovy
Fa tsy tokony ho karan'izany anareo. Fa na zovy na zovy magniry ho lehibe aminareo de avelay izy hanajry mpanomponareo, sady na zovy na zovy magniry ho voaohany aminareo de avelay izy hanjary andevonareo marobe. Fa ny zanak'olona tsy tonga mba ho tompoina, fa mba hanompo sady hanolotra ny tegnany ho takalo'aigna