Wed Oct 16 2019 15:14:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-16 15:14:18 -04:00
parent bbd1102f84
commit d1ba801324
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Ndreka tsy afaka ary zareo tratrin'ny olona maro lotra de nalain'ny ary zareo ny tafontrano tagnambon'ny Jesosy teo, de aveo nampidignn'ny ary zareo ne fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny.
\v 5 \v 6 \v 7 Ndreka tsy afaka ary zareo tratrin'ny olona maro lotra de nalain'ny ary zareo ny tafontrano tagnambon'ny Jesosy teo, de aveo nampidignn'ny ary zareo ne fandrena nandren'ny lilahy sembagna igny. De arika misy sasany tamin'ny mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: Magnino mahatonga an'ny lilahy hizaka raha karan'izany? Ratsy ny raha zakainy! Sady, tsy Andriamanitra raika mi m'arô afaka mamela heloka zany va?"