Thu Oct 17 2019 09:43:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 09:43:15 -04:00
parent 9b4bbcc4e2
commit cf00be6f63
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Mba halalanareo ny fanagnan'ny zanak'Olona fahefana hamela heloka et antany dia izao ny raha nizakaina tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: \v 11 "zao zakaiko aminao, mitsangana, batay fandrenanao de mandihana andragnonao. \v 12 Tonga de nitsangana izy nibata ny fandrenany sady nibata ny fandrenany tamason'olona maro be teo, de gaga aby ary zareo sady nagnome voninahitra an'Andriamanitra de nizaka hoe: "tsy mbola nahita raha karan'ity ahay"
\v 10 Mba halalanareo ny fanagnan'ny zanak'Olona fahefana hamela heloka ambonin'ny tany eto de izao ny raha nizakaina tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: \v 11 "zao zakaiko aminao, mitsangàna, bokay fandrenanao de mandihana andragnonao. \v 12 Tonga de nitsangana izy nibata ny fandrenany sady nibata ny fandrenany tamason'olona maro be teo, de gaga aby ary zareo sady nagnome voninahitra an'Andriamanitra de nizaka hoe: "tsy mbola nahita raha karan'ity ahay"