Thu Oct 17 2019 18:27:27 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 18:27:28 -04:00
parent a6c4a9ba71
commit c112bd0893
4 changed files with 6 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 De niakatra agny Jerosalema ndreka iary zareo. ka nandehandeha tan-kianjan'ny Tempoly Jesôsy, de tonga nagnatogna Anazy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpanoradalàna miaraka amin'iary zareo loholona. \v 28 De nizaka iary zareo tamin'Azy hoe:" Fahefana avy aza no mahatonga Anao magnano raha karanio sady iza nagnome fahefana Anao hagnano an'izany."
\v 27 De niakatra agny Jerosalema ndreka iary zareo. ka nandehandeha tan-kianjan'ny Tempoly Jesôsy, de tonga nagnatogna Anazy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpanoradalàna miaraka amin'iary zareo loholona. \v 28 De nizaka iary zareo tamin'Azy hoe:" Fahefana avy aza no mahatonga Anao magnano raha karanio sady iza nagnome fahefana Anao hagnano an'izany?"

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe:" Hametraka fanotaniana raika aminareo Aho. Zakay aminaha de zakaiko aminareo hoe fahefana avy aza no agnamboarako raha karanio. Ny batisan'i Jaona, avy an-danitra ma sa avy amin'olona? Valio aho."
\v 29 Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe:" Hametraka fanotaniana raika aminareo Aho. Zakay aminaha de zakaiko aminareo hoe fahefana avy aza no agnamboarako raha karanio. \v 30 Ny batisan'i Jaona, avy an-danitra ma sa avy amin'olona? Valio aho."

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 \v 32 \v 33 nifampandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka izaka hoe:"Raha mamaly ansena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: Nagnino arika anareo ts nino anazy? Fa raha mamaly ndreka ansena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo io."
\v 31 nifampandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka izaka hoe:"Raha mamaly ansena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: Nagnino arika anareo ts nino anazy? \v 32 Fa raha mamaly ndreka ansena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? \v 33 Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo io."

View File

@ -62,6 +62,8 @@
"11-17",
"11-20",
"11-22",
"11-24"
"11-24",
"11-27",
"11-29"
]
}