auto save
This commit is contained in:
parent
6add0fcf24
commit
c0c0fb5273
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany. Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. Ka nifampizaka iary zareo nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandanindaniam-pôgna zao? Io
|
||||
Ndreka tagny Betania tan-dragnon'i Simôna boka Jesôsy, ka na nipetraka teo anpdatabatra Izy, de nisy viavy raika nagnatognan'Azy nitondra tavoagny alabastara misy menaka lafo vidy, zay narda tsisy fangarony. Nivakiany ny tavoagny de nararakany tamin'ny lohany zany. Ka nahavignitra ny olona sanagny zany. Ka nifampizaka iary zareo nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandanindaniam-pôgna zao? Io menaka magnitra io de afaka amidy mihoatra ny denaria telonjato,
|
Loading…
Reference in New Issue