Thu Oct 17 2019 09:55:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 09:55:16 -04:00
parent 7e8485bc9b
commit bf03f0170f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 nihinan-kanina tandragnon'i Levy Jesôsy mban'ny mpangorogna hetra de olona mpanota maromaro miaraka amin'ny mpianatrany. Sady maro ary zareo nagnaraka Anazy tao. \v 16 De nisy mpanora-dalàna Fariseo nahita an'i Jesosy niaraka nihinagna tamin'ny olona mpanota sy ny mpamory hetra, d nagnotany Anazy hoe: "ka nagnino Izy miaraka mihinagna aminin'ny mpagnango-ketra."
\v 15 nihinan-kanina tandragnon'i Levy Jesôsy mban'ny mpangorogna hetra de olona mpanota maromaro miaraka amin'ny mpianatrany. sady maro iary zareo tao nagnaraka Anazy. \v 16 De iary zareo mpanora-dalàna Fariseo nahita an'i Jesôsy niaraka nihinagna tamin'ny olona mpanota sy ny mpamory hetra, d nagnotany Anazy hoe: "ka nagnino Izy miaraka mihinagna aminin'ny mpagnango-ketra."