Thu Oct 17 2019 18:23:28 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 18:23:29 -04:00
parent 86c8949e7d
commit ba27b2a6fb
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe:"Managna finoana an'Andriamanitra. \v 23 Zakaiko marina tegnany fa n'iza n'iza mizaka amin'ny tendrombohitra io hoe: Milavoa andranomasina; ka raha tsisy fisalasalana agnatin'ny fony iary zareo ka mino fa hitranga amin'iary zareo ny raha nizakainy, de karan'izany mi ataon'Andriamanitra."
\v 22 De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe:"Managna finoana an'Andriamanitra. \v 23 Zakaiko marina tegnany fa n'iza n'iza mizaka amin'ny tendrombohitra io hoe: Milavoa andranomasina agny; ka raha tsisy fisalasalana agnatin'ny fon'iary zareo ka mino fa hitranga amin'iary zareo ny raha nizakainy, de karan'izany mi ataon'Andriamanitra."

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 Izany mahatonga Anaha mizàka aminareo hoe:"zeny raha hivavahanareo sy nangatahinareo, minoa fa efa nandray an'izany anareo, sady ho azonareo izany. ndreka mijoro sady mivavaka anareo de tsy maintsy magnadigno ny alahelo marobe anagnanareo na amin'iza na amin'iza. Amin'izay avelan'ny Rainareo an-danitra agny koa ny fahotanareo. [Fagnamarihana: Ny fandikana tena tsara de tsy magnisy hoe: (jerevo amin'ny Mat. 16:15) Mk. 16:26 " Fa raha ts mamela koza anareo, de tsy hamela ny fahotanareo my koa ny Rainareo zay an-danitra agny."]
\v 24 Izany mahatonga Anaha mizàka aminareo hoe:"zeny raha hivavahanareo sy nangatahinareo, minoa fa efa nandray an'izany anareo, sady ho azonareo izany. \v 25 Ndreka mijoro sady mivavaka anareo de tsy maintsy magnadigno ny alahelo marobe anagnanareo na amin'iza na amin'iza. Amin'izay avelan'ny Rainareo an-danitra agny koa ny fahotanareo. \v 26 [Fagnamarihana: Ny fandikana tena tsara de tsy magnisy hoe: (jerevo amin'ny Mat. 16:15) Mk. 16:26 " Fa raha ts mamela koza anareo, de tsy hamela ny fahotanareo my koa ny Rainareo zay an-danitra agny."]

View File

@ -60,6 +60,7 @@
"11-13",
"11-15",
"11-17",
"11-20"
"11-20",
"11-22"
]
}