auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-23 01:22:30 -04:00 committed by root
parent 424fec3e53
commit b4e0548141
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1,2 +1,2 @@
Na mbola tam-pihinanana iary zareo, de nagnala ny mofo i Jesôsy, nisaotra, ka nizarazara an'zany. Nomeny an'iary zareo zany
sady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. Zakaiko aminareo
sady nagnano hoe: "Raiso, ity no vatagnako." De nagnala ny kapoaka Izy, nisaotra, ka nagnome an'zany ho an'iary zareo, de nihinana tamin'zany iary zareo marobe. De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ity ny ràn'ny fanekem-piavanako, rà zay alatsaka ho an'ny marobe. Zakaiko marina aminareo, tsy hinagna an'ty