Tue Oct 22 2019 15:34:27 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 15:34:28 -04:00
parent 7e1f0e9d9f
commit a92668e529
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nindôsiny tamin'Azy i zazalilahy igny, ka ndreka nahita an'i Jesôsy ny fagnahy ratsy igny, nampifanintosintogna an'azy izany. Lavo tambany zazalilahy igny sady feno faroratra vavany. Jesôsy nagnotany an'iabany hoe: "Hafiriana no naha toy izao azy?" De nizaka iabany hoe: "Efa tamin'izy mbola zaza." Ndraindraika ny fagnahy ratsy io namarigna an'azy tagnaty afo na tagnaty rano sady nagnandragna ny hamotika an'azy. Na hainao magnano raha marobe, de mba malahelova anay arô de ampeo ahay.
\v 20 De nindôsiny tamin'Azy i zazalilahy igny, ka ndreka nahita an'i Jesôsy ny fagnahy ratsy igny, nampifanintosintogna an'azy izany. Lavo tambany zazalilahy igny sady feno faroratra vavany. \v 21 Jesôsy nagnotany an'iabany hoe: "Hafiriana no naha toy izao azy?" De nizaka iabany hoe: "Efa tamin'izy mbola zaza." \v 22 Ndraindraika ny fagnahy ratsy io namarigna an'azy tagnaty afo na tagnaty rano sady nagnandragna ny hamotika an'azy. Na hainao magnano raha marobe, de malahelova anay arô de mba ampeo ahay.

View File

@ -167,6 +167,7 @@
"09-11",
"09-14",
"09-17",
"09-20",
"11-title",
"11-01",
"11-04",