From a25a3403f3dbc133b798cccfc2490628675f3f3b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 21 Oct 2019 11:30:55 -0400 Subject: [PATCH] Mon Oct 21 2019 11:30:54 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 05/21.txt | 2 +- 05/25.txt | 1 + manifest.json | 1 + 3 files changed, 3 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 05/25.txt diff --git a/05/21.txt b/05/21.txt index 0637d94..99d3747 100644 --- a/05/21.txt +++ b/05/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Ndreka nandeha tagnilany Jesôsy, tamin'ny lakana, de io fa misy olona fatratra de fatratra nivorovoro nagnodidina an'Azy, ndreka tamorondranomasina igny Izy. Avy teo de tonga ny raika amin'ny mpitondra Fiangonana, atao hoe Jairo, ka ndreka nahita an'Azy de nitsipy tamin'ny tongotrany. Nengavy fezay fezay Izy, nizaka hoe: "Marary mafy efa ho faty ny zanako viavy. Mengavy Anao aho, mba andao apetraho amin'Azy tagnananao mba ahafaka sady ahavelogna an'azy. De nagnaraka Izy, de olona marobe sady nagnodidigna an'Azy \ No newline at end of file +\v 21 Ndreka nandeha tagnilany Jesôsy, tamin'ny lakana, de io fa misy olona fatratra de fatratra nivorovoro nagnodidina an'Azy, ndreka tamorondranomasina igny Izy. \v 22 Avy teo de tonga ny raika amin'ny mpitondra Fiangonana, atao hoe Jairo, ka ndreka nahita an'Azy de nitsipy tamin'ny tongotrany. \v 23 Nengavy fezay fezay Izy, nizaka hoe: "Marary mafy efa ho faty ny zanako viavy. Mengavy Anao aho, mba andao apetraho amin'Azy tagnananao mba ahafaka sady ahavelogna an'azy." \v 24 De nagnaraka Izy, de olona marobe sady nagnodidigna an'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/05/25.txt b/05/25.txt new file mode 100644 index 0000000..f1c58a8 --- /dev/null +++ b/05/25.txt @@ -0,0 +1 @@ +De nisy viavy raika zay teo tratrin'ny fahaver \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index b49a2bd..767d727 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -95,6 +95,7 @@ "05-14", "05-16", "05-18", + "05-21", "11-title", "11-01", "11-04",